|
|
|
|

Teny iditra1  hatavezina
Fototeny  2 tavy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga matavy, afahy: Hatavezo ireto kisoa ireto ambara-piveriko
5 Ampitomboina ny filaza azy, itarina anaovana laza masaka:
6 Nohataveziny erỳ ny fitantarana ny ady baolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 see tavy. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17