|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hatenda |
| Singan-teny | 2 hatra, 3 tenda |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hatreo amin' ny tenda ny halaliny na ny haavony
[1.1] 6 Il y a de l' eau jusqu'à la gorge [1.10] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 up to the neck
[1.2] |
| Ohatra |
8 Tsaroako ny tenin' Itsimandrava nilaza ny nandetehana azy tamin' ny rano hatenda.
[2.643#]
|
| Voambolana | 9 Toerana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|