|
|
|
|

Entry1  hatevezina
Root  2  tevina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao matevintevina kokoa: Hatevezo ny lalotra fa manify loatra izy izany
Atao matetika kokoa, mifanety kokoa, asiana sosona: Tsy nohatevezinareo ny ketsa ka jereo fa kely ny vary azo
Ampitomboina hasina: Hatevezo, rankizy, ny anaran-drainareo [1.1]
Explanations in French  5  qu'on serre davantage, qu'on rend plus épais; (biens) qu'on augmente [1.3#701]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Other spellings  10  hatevenina

Updated on 2025/09/12