|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatevina
Fototeny  2 tevina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra matevina: Lehibe ny hatevin' ny rindrina ka tsy atahorana ho re ao an' efitra ny resatsika
5 Indrakely: Voatondro telo ny hatevin' itỳ hazo fisaka itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 épaisseur [1.13]
Voambolana  7  Toerana

Teny iditra (2/2)8  hatevina
Fototeny  9 tevina
Sokajin-teny  10  ny ho avin' ny mpamaritra matevina

Fivaditsoratra  hatevina, 11 vahitane

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17