|
|
|
|

Teny iditra1  hatoranana
Fototeny  2 torana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra:
5 Ratsy raha dia maharitra ela loatra ny hatoranana [1.1]

Fivaditsoratra  6 hatanorana, hatoranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17