|
|
|
|

Teny iditra1  hatotanana
Singan-teny  2 hatoka, 3 tanana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  [hato-tanana] 5 the wrist. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 poignet [1.3#224, 1.13]
[hato-tanana] 7 la jonction de la main au bras [1.3#224]
Ohatra  8  Raha tsy afaka hitanao eo amin' ny hatotanana ny fitempon' ny fo, dia tsapao eo amin' ny tenda, eo akaikin' ny tendron-traotraoka. [2.424#]
Voambolana  9  Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09