|
|
|
|

Teny iditra1  hatsia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anaram-bolana iray amin'ny Betsimisaraka manomboka mitselitra sy mikotroka ny andro, anaram-bolana voalohany amin'ny taona [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4  Fotoana

Fivaditsoratra  5 ahitsa, 6 atsiha, hatsia, 7 Tahasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12