|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hatsivo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volotsangana na bararata kely fasiana vanja fanao faham-basy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cartridge, a piece of small bamboo used for holding a single charge of powder. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (2/2)7  hatsivo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 nofo mivongana amin'ny hihy, aretinify [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  10 hativo

Fivaditsoratra  hatsivo, 11 tsahivo, 12 tsivoha, 13 vahotsy, 14 vohitsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19