|
|
|
|

Teny iditra 1  hatsohatso
Fototeny  2 hatso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hafotsy manjopiaka sy hadio manganohano
5 Lainga tsara afina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 See hatsakatsaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 mensonge bien déguisé
8 blancheur [1.3#226]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  10 hatso
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  hatsohatso, 12 tsahotsaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04