|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havanina |
| Fototeny | 2 havana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ifandraisana, ifankatiavana: Mora havanina io lehilahy io
5 Tsikerakeraina, tsy avala hifatratra na hifitsaka: Havanina ny lavenona raha tiana hirehitra tsara ny afo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be entered into relationship with, to be consorted with.
[1.2] 7 with whom one is friend [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 avec qui on a de bonne relations
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|