|
|
|
|

Teny iditra1  havaozina
Fototeny  2 vao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Soloana hafa: Nohavaoziny daholo ny mpiasam-barotra tao aminy
5 Soloana vaovao: Havaozin' ny lohataona ny zava-drehetra
6 Averina, indraozina: Rehefa lehibebe, tsara hohavaozina ny toky nomena tamin' ny batemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be renewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on renouvelle, qu'on remet à neuf, qu'on révise [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 vaozina

Fivaditsoratra  havaozina, 14 voahaziña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17