|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 havatsa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana tomboka sarisary tsy azo vonoina amin' ny hoditry ny tarehy na ny vatan-tena (fandre matetika kokoa ny hoe Tombo-kavatsa) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a particular kind of mark made in the skin for ornamentation, tattooing. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 tatouage [1.3]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)7 Havatsa
Sokajin-teny  8 anarana
Ohatra  9 RAHAINGOSON Henri Filohan' ny havatsa UPEM Filoha lefitra amin' ny Sokajy I ao amin' ny Akademia Malagasy. [2.528#]
Voambolana  10 Fikambanana

Fivaditsoratra  11 Havatsa, havatsa, 12 vahatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03