|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy na hazo maranidoha fisoronana afo na fanavanana ny lavenona; fitonoan-kena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a pointed iron, a poker, a spit. [Mal. Kawit.]
[1.2] 5 In the provinces a hook, a boat-hook [Provincial] [1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 sakaizan-kavitra |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | havitra, 11 vahatry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|