|
|
|
|

Teny iditra1  havokarana
Fototeny  2 vokatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahabetsahan' ny voa tamin' ny zavatra nambolena; famoazana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 (racine vokatra). Fertilité d'une fleur ; d'une culture ; bonne production. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12