|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  helo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mivezika [Tanala] [1.78]
4 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 hovering, wavering, as something above a window. See helana, herohero [1.2]
Tovy hevitra  6 helohelo
Kamban-teny rehetra  7 ombiasa-helo

Teny iditra (2/2)8  helo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 hell [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 l'enfer [1.8]
Voambolana  13  Fivavahana
Lahatsoratra  14 Randzavola: helo ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09