|
|
|
|

Teny iditra1  helohina
Fototeny  2 heloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sazina araka ny didim-pitsarana: Nohelohina natao sesi-tany roapolo taona izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be condemned, to be brought in guilty. [1.2]
6 to be condemned [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on condamne [1.3#233, 1.8]
Ohatra  8  nohelohin-ko faty izy (il a été condamné à mort) [1.3#233]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12