|
|
|
|

Entry1  heloka bevava
Elementary words  2  heloka, 3  be, 4  vava
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ilazana ny heloka na hadisoana lehibe, toy ny nahafaty olona [1.1]
Explanations in English  7  a serious crime [1.7]
Explanations in French  8  délit grave [1.8]
9  crime [1.13]
Examples  10  Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [2.114#70]
11  Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [2.508#539]
12  Tsy misy Solombavambahoaka na dia iray aza azo enjehina sy samborina noho ny heloka bevava na heloka tsotra mandritra ny fotoam-pivoriana raha tsy nahazoan-dàlana tamin’ny Antenimiera [1.320]

Updated on 2025/10/11