|
|
|
|

Teny iditra1  henemana
Fototeny  2 enina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandritra ny enina andro: Nifady hanina henemana izy ka reraka
5 Halavam-potoa na enina andro: Nony afaka henemana, lasa ireo iraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 six jours [1.3]
Voambolana  7  Fotoana

Fivaditsoratra  henemana, 8 maneheña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12