|
|
|
|

Teny iditra1  henterina
Fototeny  2 hentitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina tarangana: Henterina ny tady
5 Vitaina tanteraka: Hohenterina ny raharaha vao misaraka isika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on coupe, qu’on tranche, qu’on sépare en coupant, en fendant, qu'on termine [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12