|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  heny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus) [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  heny
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
11 Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 réel, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa) [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  13 olon-tsy heny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17