|
|
|
|

Teny iditra1  herana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 jonc à large feuilles dont on couvre les toits. Cyperus latifolius, Poir. [1.3]
5 variété de jonc [1.13]
6 . Nom de divers cyperus employés pour la couverture des maisons et la sparterie.
7 Surtout : Cyperus latifolius var. herana Chermezon et Cyperus latifolius var. solidifolius Chermezon et Cyperus dives Delile (Cyperaceae).
8 Nombreux emplois en vannerie et sparterie. Peuvent fournir aussi une bonne pâte à papier.
9 Lorsqu'on rabattu la plante une première fois, on obtient des feuilles beaucoup plus fines appelées
10 tsoa-kerana qu'on utilise pour des ouvrages plus soignés. [Merina, Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka] [1.196]
Ohatra  11  herana matevim-be ny tafony; [1.437#]
12  Ary io trano fiangonana vao vita io, dia tafo herana. [2.59#]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 5 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 harena, herana, 20 rehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17