|
|
|
|

Teny iditra1  herehina
Fototeny  2 herika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Todihina jerena any ivoho: Hereho ny lasa mba handinihana izay hatao amin' ny ho avy
5 Atao, isahiranana: Be herehina loatra Rakoto ka hadinony ny hafatrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be looked at by turning the head [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on regarde en se retournant [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17