|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 herezina |
| Fototeny | 2 hery |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be done courageously
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on fait avec courage
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|