|
|
|
|

Teny iditra1  herim-po
Singan-teny  2 hery, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 courage, willingness to exert oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 courage, vigueur [1.8]
Voambolana  8  Ontam-po
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02