|
|
|
|

Teny iditra1  herin-tsandry
Singan-teny  2 hery, 3 sandry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [herintsandry] 5 asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [Betsimisaraka] [1.78]
6 tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11