|
|
|
|

Teny iditra1  herongerona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 threats [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 menaces [1.8]
Ohatra  6  Fa novaliany herongerona hoe : "Vohay, lehireto, fa lehilahy tsy mataho-dehilahy; [2.69#108]
7  Niova fihetsika Rasolomanana: tsy be herongerona intsony, tsy nanangana adiady intsony; [2.639]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19