|
|
|
|

Teny iditra1  hetrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny feon' ny vary madiva ho ritra sy ho masaka
4 Hafanana tsy anerany
5 Fahavoriam-bahoaka betsaka misy lanonana malaza [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  8  Feo
Tovy hevitra  9 hetriketrika

Fivaditsoratra  10 hekitra, hetrika, 11 katrehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19