|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hetsehina |
| Fototeny | 2 hetsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ovana toerana: Aza hetsehina ity latabatra ity
5 Ahevingevina: Hetsehin' ny rivotra ny ravinkazo 6 Resahina, apoaka indray: Nohetsehin' ny mpivory sasany ny raharaha momba ny vary [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|