|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  heverina
Fototeny  2 hevitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Eritreretina: Tsy noheverinao akory ny teny holazainao
5 Dinihina, saintsainina, alaina ambony alaina ambany: Hevero tsara ny amin' ny ho avinao
6 Atao: Heverinao ho adala angaha aho? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be thought of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on pense [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  heverina
Fototeny  16 hevitra
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Mihozongozondoha, mihevingevina ny loha: Sady efa lehibe no manana aretina Ingahy Rakoto ka sady pahina no heverina [1.1]

Fivaditsoratra  heverina, 19 virehane

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09