|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hevi-dravina |
| Singan-teny | 2 hevitra, 3 ravina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 utopie, rêverie
[1.5#143] 7 mythe [1.4.fr#544] |
| Ohatra |
8 Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony
[4.27#2008/03/28]
|
| Voambolana | 9 Filôzôfia |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|