|
|
|
|

Teny iditra1  hevi-dravina
Singan-teny  2 hevitra, 3 ravina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 utopie, rêverie [1.5#143]
7 mythe [1.4.fr#544]
Ohatra  8  Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27#2008/03/28]
Voambolana  9  Filôzôfia
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02