|
|
|
|

Teny iditra1  hevitra an-taingina
Singan-teny  2 hevitra, 3 taingina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fiheverana peta-toko tsy voadinika tsara sady an-tematemaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 idée saugrenue, sans fondement [1.5#143]
Voambolana  7  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12