|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hiaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cry of defiance or of victory [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 cri de défi, cri de victoire [1.3#243, 1.8]
6 cri de provocation [1.3#243]
Ohatra  7  Nisy feo nidradradradra nahonena, nisy hiaka tokana, ary nisy rà sesehena nandriaka. [2.895#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  13  Feo

Teny iditra (2/3)14  hiaka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 trace visible, distinctive, ordinairement blanche ou luisante [1.3#244]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20 fotsy hiaka

Teny iditra (3/3)21  hiaka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 tany marina malalaka mazava [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  24 clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). [Tankarana] [1.19]
25 Sols sur lesquels la forêt a été détruite et où il ne pousse plus qu'une herbe rase. Clairières, emplacements dénudés en forêt. [Merina, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  26  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  27 ahika, 28 akiha, 29 haika, hiaka, 30 kahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09