|
|
|
|

Entry1  hidin-drano
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  hidy, rano
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy
Explanations in French  5  [1.13] vanne
Vocabulary  6  Technology
Other spellings  7  hidirano

Updated on 2025/07/29