|
|
|
|

Teny iditra1  hidin-drano
Singan-teny  2 hidy, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fefy namboarina hamiliana ny rano hanondraka ny tanimbary ka azo vohaina sy hidiana araka izay ilana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 vanne [1.13]
Voambolana  7  Haitao
Tsipelina hafa  8 hidirano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12