|
|
|
|

Entry1  hidivava
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  hidy, vava
Explanations in Malagasy  4  [1.1] anaran' ny farantsa volafotsy taloha, toy ny hoe: tsanganolona, mandrihavia, sns
Examples  5  [2.59#] nanasina amy ny hidivava Ambohimanambola ny Prime Minister nanao ny anambaniandro io ariary telo io

Updated on 2025/07/29