|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hifitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsentsina, tampina (entina milaza indrindra ny sofina notevehina ka feno nofo indray): Ela tsy nikavina izy ka hifotra indray ilay lavaka natao teo amin' ny nanevehana azy
4 Fenofeno matavy [1.1]
Tovy hevitra  5 hifotra

Teny iditra (2/2)6  hifitra
Fototeny  7 fitra
Sokajin-teny  8  ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra

Fivaditsoratra  9 fihitra, hifitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12