|
|
|
|

Teny iditra1  hiforana
Fototeny  2 hifotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tampenana, tsentsenana: Nohiforana ilay varavarankely tao atsinanana fa nangatsiaka loatra tao an' efitra noho ny rivotra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 fahirano, 10 fañoriha, 11 firohana, 12 foharina, hiforana, 13 rafohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12