|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina:
4 Sambo feno hika entam-barotra [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 hika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 feno hika |
| Fivaditsoratra | 17 haky, hika, 18 kiha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|