|
|
|
|

Teny iditra1  hilahila
Fototeny  2 hila
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  22 hila

Fivaditsoratra  hilahila, 23 lahilahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19