Entry | hiloka > miloka (loka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To gamble [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Jouer de l'argent, parier [1.8] | ||||||||
Examples | Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana.
[1.437] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | hiloka > miloka | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | [Tanosy] Midera [1.78] | ||||||||
Entry | hiloka > milokà (loka) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb miloka | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Anagrams | lamoky, lomaky, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka |
Entry | hiloka > ilokana (loka) | ||||||||
Part of speech | relative verb | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | alonika, ilokana, kaloina, kaolina, lakoina |