|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hima |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' akorandriaka misanasana ka raha akombony ny vavany dia tsy afaka izay tratrany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 espèce de coquille appelé bénitier.
[Tankarana]
[1.19] |
| Kamban-teny rehetra | 5 himbato |
| Teny iditra (2/2) | 6 hima |
| Fototeny | 7 ma |
| Sokajin-teny | 8 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mima |
| Fivaditsoratra | 9 hamy, Hamy, hima, 10 mahy, 11 miha~, miha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|