Entry | 1 himake |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] [Sakalava]
Faharatsiantoeran' ny zaza ao an-kibon' ny reniny izay mahatonga azy hisisika an-tsisiny akaikin' ny moja, ary mahatonga an-dreniny kosa tsy hahay mitsangana loatra. |
Vocabulary |
6 Health |
Anagrams | 7 akehim, himake, maheky, mihake, miheka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |