|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hitika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa):
4 Hitika tsara ity vata ity 5 Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 hitika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Famindrana kingakinga erỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 12 hitikitika |
| Fivaditsoratra | hitika, 13 tihika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|