|
|
|
|

Teny iditra1  hitrikitrihana
Fototeny  2 hitrikitrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona na zavatra tsatohana na trobahana zava-maranitra: Nohitrikitrihan' i Dadany lefona ny mpangalatra
5 Lerana totohondry: Nohitrikitrihany ny totohondry aho
6 Asiana teny mafy: Nohitrikitrihiny teny mafy aho ka gina foana tao [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 hitrikitrihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12