|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 hoa |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 vovo (alika)
[Sihanaka]
[1.78] 4 Jereo hoha [1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 5 hoa |
| Sokajin-teny | 6 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 hia!
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 8 hoa |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 sahala, mitovy
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 11 hoa |
| Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 saiky
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 14 aho, 15 hao, hoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|