Entry | hobina (hoby) | ||||||
Part of speech | passive verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Deraina amin' ny antsoantsom-pifaliana: Nohobin' ny vahoaka ireo mpiantafika vao avy nandresy [1.1] | ||||||
Explanations in English | To be acclaimed [1.7] | ||||||
Explanations in French | Qu'on acclame [1.8] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Other spellings | hobena | ||||||
Proverbs | Proverbs containing the word hobina | ||||||
Anagrams | bohina, hobina |
Updated on 2023/01/20 |