|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hodibalazana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (hodibalazaña) hoditra manify ivelany
[Sihanaka]
[1.78] 4 (hodi-balazana) hoditra ivelany manify mora miepaka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pellicule, peau, écorce
[1.13] |
| Tovy hevitra | 6 hodibalaza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|