|
|
|
|

Teny iditra1  hodidinina
Fototeny  2 hodidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy... mamaritra ny sisiny hatraiza hatraiza: Hodidinin' ny hazo ny tanànanay
5 Fefena, sokeraina: Hodidinin' ny fahavalo ny tanàna ka aoka isika hiomana tsara
6 Otronina: Nohodidinin' ny minisitra ny Filohan' ny Nosy teo anoloan' ny lapan' ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be surrounded; to be wrapped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on entoure; qu'on enveloppe [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02