|
|
|
|

Teny iditra1  hodivirina
Fototeny  2 hodivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (enti-milaza toerana) tsy aleha fa iolahana: Nohodivirin' ny fahavalo ny tanàna fa voaron' ny manda tsy laitran' ny bala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be looked at from the side; to be turned aside from [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on regarde de côté; dont on se détourne [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17